Andalam-panomanana ny fampiharana ny tetikasa « exode rural » any amin’ny faritra Sofia ny vondron'ny firaisamonim-pirenena HAFARI Malagasy. Efa misy ny fiaraha-miasa amin’ny tompon’andraikitra ifotony hahafahana mahazo velarantany midadasika, ao Bekitraobaka, 4 km mialan'Antsohihy.