Mamina sy Ravaka - Lapa vaovao

Опубликовано: 27 Октябрь 2024
на канале: MAMINA
1,649,302
4.5k

fampiaraham-peo voalohany ataon'i mamina ity hira iray ity, mitondra ny lohateny "LAPA VAOVAO" tantaram-pitiavana izy ity izay mahakasika mpifankatia tapa-kevitra fa hanarina fitia izay rava teo aloha, tsy dia afro-folk toy ny mahazatra sy nahafantaranareo an'i mamina loatra izy ity fa kosa nahasongadina hatrany ny gitara izay nahafantaranareo an'i mamina ary tsy very ilay KANTO GASY