RY FITIAVAKO Lyrics Video

Опубликовано: 22 Октябрь 2024
на канале: Reko Band
232,742
905

Subscribe to the "Reko - Official" channel for all the best and latest official music videos, behind the scenes and live performances:
https://www.youtube.com/channel/UCNfc...

https://www.youtube.com/watch?v=MjPAy​...
https://www.youtube.com/watch?v=9wo5T​...
https://www.youtube.com/watch?v=LOX8v​...
https://www.youtube.com/watch?v=TNa0X​...
https://www.youtube.com/watch?v=HOtgF...
   • MISIA - REKO  

Follow REKO:
Instagram: @reko_band
Facebook: reko band​
Spotify: https://open.spotify.com/artist/08Ru2...
Apple Music:   / reko-band  
Amazon Music: https://music.amazon.com/artists/B0BS...
YouTube: https://www.youtube.com/channel/UCNfc​...
...
Lyrics:
RY FITIAVAKO
Tsisy kanto , tsisy tsiro azo oharina
aminao.
Vaky vava izay nahita sy nandre ny
lazanao.

Izaho mahalala fitiavana lalina noho ny
ranomasina.

Fitiavana mamy lavitra noho ny tantely
amin’ny molotra.
Izaho mahalala fitiavana tsy
mivadibadika.
Fitiavana marina.
Ry fitiavako,
Endrey ny hatsaranao.
Ny fitiavako dia any amin’izay misy anao
Fatiantoka izao rehetra izao raha
oharina amin’ny fahalalana anao.
Ny ahy ny aiko na oviana, tsy ho an’iza
hafa tsy ho anao.
Izaho mahalala fitiavana lalina noho ny
ranomasina.
Fitiavana mamy lavitra noho ny tantely
amin’ny molotra.
Izaho mahalala fitiavana tsy
mivadibadika.
Fitiavana marina.
Ry fitiavako,
Endrey ny hatsaranao.
Ny fitiavako dia any amin’izay misy anao
Amiko ny fahavelomana, ny atao hoe
fiainana dia ianao.
Tsy ampiana zavatra hafa fa ampy tena
ampy ho fanavotana ahy ianao.
Amiko ny fahavelomana, ny atao hoe
fiainana dia ianao.
Tsy ampiana zavatra hafa fa ampy tena
ampy ho fanavotana ahy ianao.
Fa tsy misy tsara, tsy misy ambony, tsy
misy mendrika noho ianao.
Ry fitiavako,
Endrey ny hatsaranao.
Ny fitiavako dia any amin’izay misy anao

#RekoBand #Andao #RyFitiavako
Andao by Reko - Fy & His Band