« Tsara kokoa » or « You’re better than that » delivers a swinging yet powerful message saying « don't lie, don't steal, don't be selfish », reminding us that we can be better persons, that we have the capacity to make better choices and become great examples to follow in our daily life!
#RekoBand #TsaraKokoa #OfficialMusicVideo #NewRelease #BeAnExample
Subscribe to the "Reko - Official" channel for all the best and latest official music videos, behind the scenes and live performances: https://www.youtube.com/channel/UCNfc...
See more official videos and musics from REKO here:
https://taplink.cc/rekoband
Lyrics:
Aza mandainga
Tsara kokoa noho izany ianao
Na inona antony, na inon-kidona
Dia lazainao ny marina
Aza mamitaka
Tsara kokoa noho izany ianao
Tia ny rariny sy hitsiny, azo antoka, azo antenaina
Fa tsy kapotsapotsaka, tsy hay tsy hay
Izay tsara aoka hia tsara ihany
Izay ratsy aoka hiaratsy ihany
Samy handoa ny vidiny ao aloha ao
Ohatra tsara ianao
Tsy olona fahatany
Manana ny maha izy anao ianao
Ka aza midina ambany
Mahitsy fijery ianao
Tsy voavidy, tsy be vinany
Tomponandraikitra tsara ianao
aza midina ambany
Aza mangalatra
Tsara kokoa noho izany ianao
Mahay mihary amin’ny madio sy mangarahara
Fa tsy maka ery dia maka aty ,
Aza tia tena
Tsara kokoa noho izany ianao
Tia manampy ny hafa,
Manana fo onena
Tsy matahotry ny tsy hanana
Izay tsara aoka hia tsara ihany
Izay ratsy aoka hiaratsy ihany
Samy handoa ny vidiny ao aloha ao
Ohatra tsara ianao
Tsy olona fahatany
Manana ny maha izy anao ianao
Ka aza midina ambany
Mahitsy fijery ianao
Tsy voavidy, tsy be vinany
Tomponandraikitra tsara ianao
aza midina ambany
Ozona hoan’ny rehetra izay olona manam-pahaizana tsy manam- pahendrena.
Tsy azony fa ny hery nomena azy, natao hanompoana fa tsy hanitsahana ny malemy.
Na ho ela na ho aingana Izaho sy ianao, tsy maintsy hijoro anoloan’ilay Mpitsara marina, tsisy afaka miala, tsisy afaka miala.
Ohatra tsara aho
Tsy olona fahatany
Manana ny maha izy ahy aho
Ka tsy hidina ambany
Mahitsy fijery aho
Tsy voavidy, tsy be vinany
Tomponandraikitra tsara aho
Ka tsy hidina ambany
Ohatra tsara ianao
Tsy olona fahatany
Manana ny maha izy anao ianao
Ka aza midina ambany
Mahitsy fijery ianao
Tsy voavidy, tsy be vinany
Tomponandraikitra tsara ianao
aza midina ambany
--------------------------------------------------------
Lyrics EN:
Don’t lie
You’re worth much more than that.
No matter the reason, no matter the consequences,
Always tell the truth.
Don’t deceive,
You’re worth much more than that.
You love justice and integrity, you’re reliable and true,
No blurred words, no half-truths.
He who does good, let him keep doing good,
He who does wrong, let him keep doing wrong.
In the end, everyone will pay the price for their actions.
You’re a good example,
Not someone without principles.
You have worth,
So don’t lower yourself.
You’re clear in your vision,
Incorruptible, straightforward,
Responsible and trustworthy,
So don’t lower yourself.
Don’t steal
You’re worth much more than that.
You know how to build with honesty and transparency,
Without taking here and there in secret.
Don’t be selfish,
You’re worth much more than that.
You know how to lend a hand to others,
A heart full of compassion,
Without fear of lacking in return.
He who does good, let him keep doing good,
He who does wrong, let him keep doing wrong.
In the end, everyone will pay the price for their actions.
You’re a good example,
Not someone without principles.
You have worth,
So don’t lower yourself.
You’re clear in your vision,
Incorruptible, straightforward,
Responsible and trustworthy,
So don’t lower yourself.
A person who is smart but has no wisdom is a curse to everyone.
He doesn’t understand that the strength he holds
Is meant to serve, not to trample on the weak.
Sooner or later, you and I will have to stand
Before the Supreme Judge, no one can escape.
I’m a good example,
Not someone without principles.
I know my worth,
So I won’t lower myself.
I’m clear in my vision,
Incorruptible, straightforward,
Responsible and trustworthy,
I won’t lower myself.
You’re a good example,
Not someone without principles.
You have worth,
So don’t lower yourself.
You’re clear in your vision,
Incorruptible, straightforward,
Responsible and trustworthy,
So don’t lower yourself.
A/C: Fy Rasolofoniaina
Arr: Reko