Pรจre VALESOA Jean Nicolas, Curรฉ Paroasy Meday Mahagaga Ambovombe - Androy
Misolotena ny Evekan'ny Diosezy Tรดlagnaro nandray sy nanatanteraka ny fizarana ireo sakafo avy tamin'ireo mpanao soa, ary nisaotra azy ireo.
Isaorana manokana ny ASSOCIATION "ZAZAKELY SUISSE-MADAGASCAR", nanolotra izao sakafo izao,
sy ny CARITAS DIOSEZY ANTSIRABE.