Manana ny anjara toerany lehibe eo amin'ny Asa Fitoriana ny Evanjely eto amin'ny Diosezintsika ny fananantsika ny "RADIO LAFA FM 103, ankoatra amin'ny maha asa filazam-baovao sy fitaizana maro samihafa azy.
Koa, amin'izao fahatongavan'ny Taona vaovao 2022 dia manolotra fiarahabana ho antsika ny ekipa rehetra ao amin'ny Radio Lafa 103 Fm eto amin'ny Diosezin'i Tรดlagnaro, izay soloan'Andriamatoa Alain TEFIMBOLA tena, izay ny tenany rahateo ny Talรฉ (Directeur) mpiandraikitra ny fandaminana ao amin'ny radio..
Henoy ary.......
Mirary soa ny Radio Lafa sy ny ekipa rehetra miasa ao aminy.