Fijery Mahitsy andiany faha telo

Опубликовано: 11 Июль 2026
на канале: Lalaina Rakotonantoandro
135
like

Fanasana avy amin'ny mpikarakara Atoa Tendro Radanielina. Ny tontolon'ny fampianarana sy ny fanabeazana no hovelabelarina sy hiadiana hevitra amin'ity andiany fahatelon'ny Fijery Mahitsy ity. Manasa antsika ho tonga maro ao amin'ny efitrano malalaka Q1 ny alarobia faha 21 jiona 2023.