๐Ÿ๐Ÿ.๐Ÿ๐Ÿ.๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ: ๐๐Ž๐„๐‹๐ˆ๐'๐๐˜ ๐•๐Ž๐€๐…๐Ž๐๐‰๐€ - ๐รจ๐ซ๐ž ๐ƒ๐š๐ฏ๐ข๐๐š ๐’๐€๐‹๐Ž๐Œ๐Ž๐, ๐€๐จ๐ฆ๐จ๐ง๐ข๐ž ๐…๐จ๐ง๐ฃ๐š ๐ž๐ญ๐จ ๐“รด๐ฅ๐š๐ ๐ง๐š๐ซ๐จ.

ะžะฟัƒะฑะปะธะบะพะฒะฐะฝะพ: 01 ะะพัะฑั€ัŒ 2024
ะฝะฐ ะบะฐะฝะฐะปะต: INFO ECAR TOLAGNARO MADAGASCAR
46
0

KRISMASINโ€™NY VOAFONJA ETO TOLAGNARO
โ€œIzay ataonareo aminโ€™ireo madinika ireo, dia izaho no nanaovanareo anโ€™izanyโ€.
Nankalaza ny Fetinโ€™ny Noely toy ny olona rehetra ireo voafonja tao aminโ€™ny Fonjabe eto Tรดlagnaro.
Nankalazaina nanomboka ny faha 19-20-21 Desambra 2021 ny fety ka ny Lamesa izay notarihinโ€™i SE Vincent RAKOTOZAFY, Evekanโ€™i Tรดlagnaro no nanombohana izany ny Alahady 19 Desambra lasa teo. Noho ny maha fety ny fety dia maro ihany koa ireo malala-tanana nitondra ny tsirambinโ€™ny tร nana ho anโ€™ireo voafonja mba hahafahanโ€™izy ireo mifety mandritra ny andronโ€™ny Noely.
Mitondra teny fisaorana noho izany rehetra izany ary i Mompera DAVIDA Salomon, AOMONIE (Aumรดnerie Catholique des Prisons eto aminโ€™ny Diosezinโ€™I Tรดlagnaro) taminโ€™ireo fihetsika maha-te hidera avy aminโ€™ireo malala-tร nana rehetra ireo. Relijiozy sy lahika ary ny ekipanโ€™ny ACP (Aumรดnerie Catholique des Prisons) Tolagnaro maro no tonga nanotrona. Nofaranana tamin'ny sahoby nataon'ireo voafonja ny fotoana. Mirary fety sambatra ho anโ€™ny voafonja rehetra eto Tรดlagnaro
-----------------------
Naka sary: Jeffrey Ny Ako Nandrindra ny sary sy feo: Herve Rakotondralambo