Ny hira dia accords 3 fotsiny (F, G, C), fa feno filirony ny melodie....Somary sarotra ny fijery azy, fa mora hianarana izy io rehefa zaraina tsikelikely ilay partie samihafa ilay melodie.
Ilay version "Live a L'Olympia" no hianarana eto.
Demo: • Somambisamby (Mahaleo) - Guitar Tutorial 1...
Lesona: • Somambisamby (Mahaleo) - Guitar Tutorial 2/2
Tondrompeo: https://acousticgasy.com/2023/10/03/s...