Lesona mampiseho ilay version acoustic-ilay hiran'i Njara Marcel. Misy modulation (key: A) ampianariko eto fa iny dia amin'ny version original ihany.
Ity ilay version acoustic nangalana io lesona io: • HO MANDRAKIZAY - NJARA MARCEL
Tondrompeo: https://acousticgasy.com/2024/05/31/h...