Colombes - Tokam-Po

Опубликовано: 11 Июль 2026
на канале: IVENCO
3,652
52

''Tokam-Po" par Colombes, Janvier 2023
Production: Ivenco

Lyrics:
Iriko ho hay ilay herim-ponao
Tiko ho hita faritra ny herintsainao
Aza avela irery eo afovoany eo aho yeah
Mba satriko ianao hanamarina ahy avy eo

Zao sy ny zao iserana
Toy ireo izay voafafy omaly
Ho volavolaina ny ampitso
Ho reharehan’ny any aoriana

Tia tena tia aho ka te hitroatra mafy
Tokam-po,tsy mahay manan-kafa
Tia tena tia aho ka te hanamafy
Iray fo,fa te handrafitra ny ho avy yeah,oh,ouh,oh baby

Ireo toky maro izay nomenao ahy yeah
Ho azotsapain-tananà fa tsy mba mandalo
Antenaiko mba ho izy e
Fa tsy kisafidifidy
Ho lavo hatramin’ny farany ireo sedra mahamay