AMBOARA - Ianao Irery

Опубликовано: 12 Июль 2026
на канале: IVENCO
10,152
101

"IANAO IRERY" par Amboara (Janvier 2020)
Production: IVENCO
Auteur - Compositeur : RINDRA RAMILI

Lyrics : "IANAO IRERY"
Tonga ianao, hiova indray ny fiainako
Vao nisy anao, lasa ireo tarainako androany
Soa ihany aho nahita ilay tsikinao
Toa tara-masoandro ho ahy
Tsy mendrika ny hanopy maso anao akory
Androany aho, fihininao
Androany aho no hanomboka
Hijanona eo anilanao

REFRAIN
Afaka ny tahotra
Isika sy ianao no handrafitra
Ny hafaliana eto an-tany
Dia tsy misy hafa tsy ianao irery ihany
No antenaiko hanavotra ahy
Satria ianao no efa silam-panahy
Ny hamafa ireo tomany
Dia tsy misy hafa tsy ianao irery ihany