Abonnez vous: • #EFA LAFO I#MADAGASIKARA.
Isika gasy ve tsy afaka mandinika izay misy sy manjo ny Madagasikara ?Moa ve jamba daholo sa manao bemareninina no tsy mahita intsony hoe efa lafi i #Madagasikara?Matoa ny tafika Frantsay hanao *Matso@Madagasikara dia ny dikan'izay dia azy i Madagasikara.Taloha tsy misy tafika mahasaky manao matso @ fahaleovantena izany , amin'izao fotoana izao hilahatra miaraka aminy gasy hanao matso :izany ve tsy mbola tonga ao antsaitsika hoe #Efa Lafo I Madagasikara.
FB: / ifons.eveil.7
Twitter: / eveilinfos