#Ela velona kokoa ny olona tsy mbola nanao *Vaccin ** -toy izay ireo olona efa vita **Vaccin* _mpitsabo sy mpikaroka no niteny an’io .
#Zava-doza ve zany ny mampiasa -tsindroana???
-Mihena zany ny androm-piainana raha manao *vaccin* ny olona ???
_Aretina = Ady
_Ady satria ireo goavambe mpamorona fanafody sy ireo “Laboratoire” rehetra ireo dia miady ny tombotsoany irery ihany.
-Ady ara-toekarena , ireo areti-mandringana nifanesy teo dia tao anatin'ny ady lehibe daholo satria io ny ady haparitaka amin'ny #fahavalo mba haharesy ilay fahavalo miady amin'ilay firenena iray .
-Tsindrona avy any Inde izay novokarin’ny *Astrazeneca* avy amin’ny fifandraisantanana **Covax ** no nomena an’I Madagasikara maimaim-poana .
-Nefa kosa - raha betsaka ny lavo any Inde etsy ankilany ny “Laboratoire #Moderna “ dia hamorina tsindrona miisa “ 3 miliara ho an’ireo zaza 12 ka hatramin’ny 15 taona amin’ny taona 2022.
Izany midika fa mbola #Hiara-manonja maharitra miaraka amin’ity aretina **Coronavirus ** ity isika .
Covax dia firenena 191 ny orinasa tsy miankina toa ny Gates Foundation sy ireo mpisehatra amin'ny fiarahamonim-pirenena izay mandray anjara amin'ny famatsiam-bola mba hizarana vaksinina maimaimpoana amin'ireo firenena sahirana.
Milaza isika rehetra hoe : tsy hazo itokisana ny tsindrona izay novokarin’ny -Astrazeneca ???
Tsara ho fantara nefa fa dia mpiaramiasa , mpifanakalo varotra aram’panafody daholo izy rehetra ireo na izany -Astrazeneca , na izany -Pfizer – Biontech , na koa I -Moderna , eo ihany koa I – johnson & johnson - dia samy orin’asa iray daholo ary samy mifanakalo varotra daholo , nefa kosa dia samy miady ny tombotsoan’izy rehetra sy ny tomom-barotra n'izy manokana .
_Maro ireo areti-mandringana nifanesy teto ambonin’ny tany ary tsy namoronana _tsindrona nefa dia lefy ihany .
-Malaza sy miparitaka eraky ny tambajotra sosialy rehetra fa mila ahena ny olombelona eto an-tany fa manimba ny toe-karena ???
Zavatra hazo resahina nefa sarotra #Tanterahina .
#Ahena ny olombelona mba hanafaingana ny -Nouvel Ordre Mondiale ???
Efa ao anatiny tanteraka isika zao : fianakaviana iray ihany no mibaiko izao tontolo izao .