#IZA

Опубликовано: 04 Октябрь 2026
на канале: INFOS ÉVEIL
4,854
80

Abonnez vous:    • #IZA AVY MOA IREO MPIVAROTRA TANINDRAZANA ...  
#Ireo olona izay mivarotra ireo harenan'i Gasikara dia ;ireo mpanao Politika sy Mpanao afera ,izay efa manankarena indrindra nefa tsy mety afa-po.Misy porofo miparitaka mikasika ireto olona,ireto @ google toy ny ity rangahy {PATRICK LE LOUP# izay manompa sy manambany an'i Gasikara izay miteny hoe {BABAKOTO ] hono ny gasy . Itny ny lien hijerevan'areo sy hienoan'areo ny fitantarany ny fomba nanonganan'izy ireo fanjakana t@ 2009:    • Video  
Isaorana manokana eto i : Madagasikara Malalako
nizara inty preuve iray ity .
Mila misokatra ny saintsika Gasy ary mba hieritreritra tsara ny ho avy .
Fb :  / ifons.eveil.7  
Twitter:   / eveilinfos