#Harahin'ao tsy ho ela eto amin'ny Infos Eveil .
#Ny fiainan'i Mbola Rajaonah ao am-ponja Tsiafahy.
#Nahoana no safidiana ireo olona tratra manao kolikoly no ahiditra am-ponja fa tsy izay rehetra tratra no faizina .
#Mifankafantatra daholo ireo olona mpanao kolikoly rehetra nefa dia ny sasany gadraina ny sasany kosa avela miaina malalaka