#iZA marina moa ireo olona antsoitsika hoe Dahalo? Ary iza ihany koa ireo mpamaky fasana sy mpangalatra taolampaty? Inona ny antony hangalarana izany taolampaty izany ary aondrana aiza ireo zavatra ireo?#Maro dia maro ny kolikoly sy ny afera maloto eto Madagascar , ary maro dia maro ihany koa ny olona izay aiditra amponja noho ireo zavatra ireo , fa saingy ny tokony ho fantarina ry #Gasy di ireo #Mpitondra fanjakana sy ireo Mpanao Politika ary ireo #Mpitandro filaminana ihany no *Dahalo sy *Mpangalatra taolampaty , ka ireo madinika izay voahiraka foana no tratra .
Abonnez vous: • #IZA MARINA MOA IREO OLONA MANAPARITAKA FI...
FB: / ifons.eveil.7
Twitter: / eveilinfos
Music: Jerika Santos