#Maro dia maro ireo Franc maçons malagasy na dia mandainga aza ny sasany rehefa anotaniana ampahibe-maso hoe :Franc Maçon ve ianao ?#Dia sahy mandainga @ firenena sy n@ tanindrazany izy ireo . Ny manimba sy mivarotra an'i #Madagascar no asa ataon'izy ireo raha tokony ny mifanohitra @izay no tokony hatao . Misy hafatra na (message subliminal ) maromaro izay ao anatyn'ity video ity jereo ary fantaro ny signe izay ampiasain'izy ireo , dia mba fantaro tsara ry Malagasy havako aminy sisa rehefa mifidy Président hitondra ny Tanidrazantsika isika.
Aza hadino ny mi abonnez tompoko :
• #Ireo #Franc maçons Malagasy izay MPamadik...
Fb : / ifons.eveil.7
Twiter: / eveilinfos
/ @akoinfos
Music: Killers Kevin MacLeod
Industrial Cinematic Kevin MacLeod
Ascending the Vale Kevin MacLeod
Admiral Bob titre All the Line