Abonnez vous: • #porofo ny jaly mahazo ireo gasy any Koweit
#Filohampirenenan'i Madagasikara ,Mpitondra fanjakanan'i
Gasikara. Inty ny Porofo mivaingana ho anareo ,mikasika ny fijalian'ireo gasy izay miasa ao Koweit.
Maro ny tsy salama ,ao ihany koa ny #Zaza tsy ampy taona ,tsy manana taratasy hiverenana any an-tanin-drazana izy ireo .
Mangataka amin'areo :Ampanajana sy Ampahendrena izahay mba hanaovana #Rapatriement ireo zaza vavy izay miasa ao Koweit ireo .
Toy izany ihany koa ianareo :Ray amn-ndrenin'ireo zaza ireo ,ianareo :Zanaka ,ianareo :Rahavavy ,Anadahy
#Mitsangana ianareo hifanome tanana hiverenan'ireo havantsika any antanindrazana .
Matoky ny fahendren'areo mpitondra fanjakana malagasy izahay ,mba hanao izay azo atao ,hampodiana ireo zazavavy ireo .Misaotra Tompoko.