Tanora maro no manana tetikasa no miofana anatin'ny Youth Community.
Izy io dia tetikasan'ny WWF Madagascar izay mampiofana tanora amin'ny fitarihana tetikasa maintso sy fanentanana ny hafa hiaro ny tontolo iainana.
Manasa antsika rehetra hanaraka ity fijoroana vavolombelona avy an'ny tanora iray manana tetikasa izay misitraka ny fiofanana.
#youthcommunity