Mizara amintsika ireo tetikasany ireto tanora misitraka ny fiofanana anatin'ny Youth Community.🌱
Ohatra amin'izany tetikasa izany ny famerenana amin'ny laoniny ny ala honko, "randonnée verte" ary ny fanentanana sy fampianarana ny olona manoloana ny fiovaovan'ny toetr'andro.
Ireo tetikasa ireo dia anisan'ny manentana hatrany ny olona hiaro ny tontolo iainana ary hitarika hatrany ireo namana amin'izany.
Manentana antsika ary hanome lanja hatrany ny tontolo iainana eo amin'ny asa na tetikasa ataotsika.